MEF/SG/DRH/SAUMEF/DAI/SLCCNy olona rehetra voaray amin’ny fidirana, mpitsidika, mpampiasa na mpiasa, dia afaka manapetraka fitarainana any amin’ny SAU na ny SLCC. Tsy mila taratasy maha-olona.
https://doleances.rohi.services/doleances
Tehirizo ny laharana sy ny kaody miseho aorian’ny fandefasana mba hanaraha-maso ny fanodinana.